Ny kanelina dia ao anatin'ny fianakavian'ny Lauraceae. Maniry amin'ny toerana isan-karazany eto Madagasikara izy, Sri Lanka, Maldives ary ny Antilles. Ity kanelina ity dia avy eto Madagasikara. Miavaka arakaraka ny fihaviany ny kanelina. Ity avy eto Madagasikara ity dia mamimamy fofona ary volon-tany mazavazava ny lokony.
MOMBAMOMBA AZY
- Manampy amin'ny fitaizana vatana
- Manamoy amin'ny fandevonan-kanina
- Mampitsotsotra hozatra
- Manamoy nynfisosan;ny raà eo amin'ny vatana
- Fampiasa matetima raha hampihena tena
FAMPIASANA AZY
- Amin'ny fanaovana zava-mamy isan-karazany
- Asio 1 sotrobe ana kanelina vovony na tahony ao anaty voamaina. Manampy amin'ny fandevonana azy ny kanelina ary miharo ny kibo tsy hizihitra
- Azo ampiasaina amin'ny fanaovana dite sy tambavy