Azo avy amin'ny sakamalaho nohamainina ary nototoina izy. Maro ireo zava-mahasoa azo avy aminy ary ampiasaina amin'ny fitsaboana araka ny Ayurevda ihany koa izy.
MOMBAMOMBA AZY
- Manampy raha sendra misalebolebo
- Manampy karazana aretim-bavony samihafa
- Manamopy amin'ny fanalàna fivontosana
- Mampatanjaka
FAMPIASANA AZY
- Raha hanao tambavy na dite: asio vovony 1 sotrokely ao anaty kaopy ary araraho ao anaty vilany kely. Ampio rano mahamay ary teneho mandritra ny 5 minitra dia vonona.
- Afaka ampiasaina hanamanitra sy hampasiatsiaka sakafo koa izy rehefa mahandro.