Ny singa avy amin'ny lavanilina atolotray eto dia voajanahary tanteraka ary ny kalitao avo dia avo ary tena mora ampiasaina. Manankarena tsiro izy satria mitahiry lavanilina 200g ny 1L aminy ary ankoatr'izay misy voany ihany koa. Fangarony tena tsara ho an'ny fanaovana mofo, mofomamy, gilasy, zava-pisotro ary ireo sakafo samihafa.