Ravi-mangahazo tanora
Fikarakarana azy: Hafanao ao anaty vilany mandritra ny 10 minitra amin'ny afo antonony ary aroso miaraka amin'ny vary. Matetika ny sakafo malagasy dia aroso miaraka amin'ny rogay ana voatabia manta voatapatapaka.
Fitehirizan azy: Rehefa nosokafana dia afindrao ao anaty boaty hafa izay tsy mbola nohanina ary lanio ao anatin'ny 3 andro.