Fotoana hikarakarana azy: 2 herinandro
Fikarakarana ho ana tavoahangy iray
Arotsahy ao anaty tavoahangy iray ireo fangarony ireo. Tapeno tsara ilay tavoahangy ary avelao hilona mandritra ny tapa-bolana ao anaty toerana tsy azon'ny hazavana. Ahotsakotsahy indraindray. Rehefa dila io fotoana io dia sivano ny ranony ary afindrao anaty izay tavoahany tianao itehirizana azy. Tena manitra ary tsara tsiro.