Sakamalaho nohamainina ary notapatapahana.
Fampiasa rehefa mahandro na amin'ny fanaovana zava-pisotro koa. Fanao aaty sakafo ary fampiasa amin;ny fitsaboana araka ny Ayurveda ihany koa izy.
MOMBAMOMBA AZY
- Manampy raha sendra misalebolebo
- Manampy karazana aretim-bavony samihafa
- Manamopy amin'ny fanalàna fivontosana
- Mampatanjaka
FAMPIASANA AZY
- Raha hanao tambavy na dite: asio silany 3-4 ao anaty kaopy ary raraho rano mahamay. Avelao hilona 5 minitra dia vonona.
- Afaka ampiasaina hanamanitra sy hampasiatsiaka sakafo koa izy rehefa mahandro.